|
|
|
|

Teny iditra1  hany ka
Singan-teny  2 hany, 3 ka
Sokajin-teny  4  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny mpampitohy mampifampiankina, milaza vokatry ny toe-javatra voalaza eo aloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 and so [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [any ka] 7 tellement, de sorte que, de façon que [1.3#48]
8 donc, c'est pourquoi [1.8]
9 tellement, de sorte que [1.27#21]
10 au point que, à tel point que [1.66#730]
Ohatra  11  hany ka te-hihaona aminao aho [2.643#95]
12  Tsy nisy rivotra firy tao an-trano hany ka narary ny andohako [1.1]
13  Rarana tsy zaka, hany ka maty ([He] could not be advised, and so he is dead) [1.2]
14  Sarotra ho an'ny tantsaha ny fivelomana amin'ny tany, hany ka mampandositra azy [2.606#62]
15  Voasintoko io lamba io ary nanaraka ny vazy teo amboniny, hany ka nianjera ary vaky! [2.332#53]

Fivaditsoratra  16 hakany, hany ka, 17 hinaka, 18 nakahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12